plt_tn/jer/44/07.md

12 lines
447 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nahoana no manao faharatsiana lehibe amin'ny tenanareo ianareo? Nahoana ianareo no manao izay hahafongotra anareo amin'ireo Joda—dia ireo vehivavy sy lehilahy, ireo ankizy sy zaza?
Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba ampisehoana amin'ny vahoakan'Israely fa izy ireo dia tokony hanatsahatra ireo zavatra izay mahatonga azy ireo ho saziana"
# ireo asan'nny tananareo
DH: "izay vitanareo"
# ho potehina
DH: "nahatonga Ahy hamotika anareo"