plt_tn/jer/43/11.md

28 lines
790 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny ny hafany Yaveh.
# ho avy izy
DH: "ho avy i Nebokadnezara"
# Izay voatendry ho faty dia ho atolotra ho vonoina
DH: "Ho faty ny olona rehetra, izay efa notondroiko dia tsy maintsy maty"
# Izay voatendry ho babo dia hotratra babo
DH: "Ireo Babyloniana dia haka ho babo ny rehetra izay nodidiko ho lasa babo"
# Izay voatendry ho amin'ny sabatra dia ho atolotra ny sabatra
DH: "Ny olona rehetra izay nodidiko ho faty any anaty dia ho faty any an'ady"
# Hanadio ny tanin'i Egypta tahaka ireo mpiandry ondry manadio ny bibikely amin'ny akanjon'izy ireo izy
"Haka ny zavatra sarobidy rehetra ao Egypta izy tahaka ny mpiandry ondry manala ny bibikely eny amin'ny akanjony"
# Neopolisa
Io dia anaran-tanàna, "tanànan'ny masoandro"