plt_tn/jer/42/18.md

20 lines
867 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Toy ny firotsaky ny fahatezerako sy ny fahavinirako
DH: "nandrarahako ny hatezerako sy ny fahavinirako"
# ny fahatezerako sy ny fahavinirako
Ny teny "ny fahatezerako" sy ny "fahavinirako" dia mitovy ny dikany. Ireo no nampiarahana dia ho fanamafisana ny haben'ny hatezerany. DH: "ny fahatezerako lehibe"
# hirotsahan'ny fahatezerako aminareo
DH: "handrotsaka ny hatezerako eo aminareo AHo"
# Ho tonga zava-panozonana sy horohoro ianareo, zavatra hitenenana ozona, ary zavatra tsy mendrika
Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny heviny ary manindry ny haratsin'ny fitondran'ireo firenena an'ny vahoakan'i Joda taorian'ny nanasazian'i Yaveh azy ireo. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 25:17 sy 29:18..
# efa vavolombelonareo
Yaveh dia ilay hanasazy ny vahoakan'Israely raha toa ka tsy mitandrina ny fampanantenany hankatò ny didin'i Yaveh izy ireo.