plt_tn/jer/41/06.md

12 lines
489 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# raha nihaona tamin'izy ireo iny izy
DH: "raha nanatona akaiky ireo lehilahy 80 Ismaela"
# Ary raha
o teny io dia nampiasaina eto mba hanamariana tranga manan-danja amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa azo andikana izany ny teninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.
# novonoin'i Isimaela zanak'i Netania sady nariany tao an-davaka izy ireo, izy sy ireo olona niaraka taminy
DH: "namono ny ankabetsahan'ireo lehilahy 80 Isimaela zanak'i Netania y ireo olona niaraka taminy."