plt_tn/jer/38/04.md

12 lines
503 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nanalefahany ny tanan'ireo lehilahy mpiady tavela ato amin'ity tanàna ity, ary ny tanan'ny vahoaka rehetra
DH: "Nahatonga ireo miaramila sy ny vahoaka rehetra tsy hanana risim-po izy"
# fa tsy niasa hiaro ny vahoakany ity lehilahy ity, fa ho an'ny loza
DH: "fa i Jeremia dia tsy niasa mba hanampy ny vahoaka, fa niasa handratra ity vahoaka ity"
# Indro, eo an-tananao izy
Ny teny "indro" eto dia manampy fanamafisana ny fehezanteny izay manaraka azy. DH: "Jereo, manana fahefana eo aminy ianao"