plt_tn/jer/32/33.md

28 lines
564 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin' i Jerema Yaveh.
# Manome lamosina Ahy izy ireo fa tsy mba ny tavany
DH: "Tsy niraharaha Ahy ny vahoakako"
# mba handray fanintsiana
"mba ho ampianariko"
# ireo sampy mahatsiravina
"Ireo sampin'izy ireo izay tsy tiako"
# an-tranoko izay nantsoina tamin'ny anarako
DH: "ilay trano izay Ahy"
# loasahan'i Bena Hinoma
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:31.
# Tsy tao an-tsaiko mihintsy
Eto ny "saina" dia manondro ny eritreritr'i Yaveh. DH: "zavatra izay tsy noeritreretiko ho atao"