plt_tn/jer/30/23.md

4 lines
202 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro, ny tafiotran'Yaveh, ny fahatezerany, fa nivoaka
Io dia mampitaha ny fahatezeran'Andriamanitra amin'ny tafio-drivotra. Io dia manamafy ny heriny sy ny fahafahany manimba ny olona ratsy fanahy.