plt_tn/jer/27/08.md

12 lines
331 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy mametraka ny hatony ao ambanin'ny ziogan'ny mpanjaka
Ireo izay tsy nianiana hankatoa an'i Nebokadnezara mpanjaka ary tsy mandoa hetra tamin'ny mpanjaka.
# amin'ny alalan'ny tanany
Io andian-teny io dia manondro an'i Nebokadnezara sy ireo tafiny.
# izany no fanambaran'i Yaveh
DH: "izany no nolazain'i Yaveh fa hitranga"