plt_tn/jer/25/24.md

8 lines
200 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nisotro izany
Io dia manondro ilay kapoakan-divay tao amin'ny fahitan'i Jeremia izay mari-pamantarana ny fitsaran'Andriamanitra.
# ireo mpanjakan'ny avaratra
DH: "ireo mpanjaka avy any avaratra"