plt_tn/jer/20/10.md

20 lines
460 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tatero! Tsy maintsy taterintsika izany
Niteny ireo teny reo fahavalon'i Jeremia.
# Mety ho azo fitahana izy ... hanao ny valifatintsika aminy
Niteny ireo teny reo fahavalon'i Jeremia.
# Mety ho azo fitahana izy
"Mety azontsika fitahana izy
# momba ahy tahaka ny mpiady mahery Yaveh
Yaveh dia tahaka ny mpiady mahery izay miaro an'i Jeremia ary nandresy ireo fahavalony.
# tsy ho adino mandrakizay izany
"tsy ho adinon'ny olona mandrakizay izany"