plt_tn/jer/20/05.md

16 lines
723 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Homeko azy
Eto ny teny "azy" dia manondro ny mpanjakan'i Babylona.
# ny haren'ity tanàna ity rehetra sy ny fananan'izany rehetra, ny zava-tsarobidin'izany
Namerina io teny io inefatra Yaveh mba ho fanamafisana. Izany hoe ho alain'i Babylona ny haren'Israely rehetra , ao anatin'izany ny fananan'ny mpanjaka.
# Ho apetrako eny an-tanan'ireo fahavalonao ireo zavatra ireo
Eto ny teny "tanana" dia manondro ny fananana. DH: "ho avelako haka ireo zavatra ireo ho fananany ireo fahavalonao" na "Homeko ny fahavalonao ireo zavatra ireo"
# Ianao sy ireo olon-tianao rehetra izay naminanianao zavatra fitaka dia ho alevina any
DH: "Handevina anao sy ny olon-tianao rehetra izay naminaninao zavatra lainga ireo olona any"