plt_tn/jer/17/21.md

8 lines
261 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tandremo ny ainareo
DH: "arovy ny ainareo" na "raha manan-danja aminao ny ainao"
# Tsy nihaino na nitandrina izy ireo
Ireo teny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy fa ireo olona dia nandà ny hihaino. DH: "nandà ny hihaino" na "nandà ny hankato."