plt_tn/jer/17/07.md

12 lines
335 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ho tahaka ny hazo nambolena teny amoron-drano izy
Ny olona izay mahatoky an'i Yaveh dia hahomby foana, tahaka ny hazo rehefa hambolena eny amoron'ny ony. Izay tsy malazo rehefa tsy misy ny orana.
# Tsy manahy izy amin'ny taonan'ny hain-tany
"Tsy hihontsona amin'ny toetr'andro ho avy izy"
# Tsy manahy izy
"tsy hitaintaina izy"