plt_tn/jer/16/05.md

20 lines
908 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fa efa nesoriko teo amin'izany vahoaka izany ny fiadanako, ny fitiavako tsy miova sy ny famindram-poko
Nanangona ireo fomba maro samihafa nitahiana ny vahoakan'Israely Yaveh izay midika fa tsy hitahy ny vahoakan'Israely intsony Izy.
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# Ny lehibe sy ny kely
Io dia manondro ny karazan'olona rehetra ary mampiasa ny habe mba hilazana ny maha manan-danja azy ireo. Na manan-danja na ny tsy dia manan-danja.
# tsy hisy na iray aza hitomany azy ireo na hanapaka ny tenan'izy ireo na hanaratra ny lohany ho azy ireo
Ireo fanambarana roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "tsy hisy hisaona azy ireo na amin'ny fomba ahoana na ahoana."
# hanapaka ny tenan'izy ireo na hanaratra ny lohany ho azy ireo
Ireo dia fomba fataon'ny olona mba ampisehoana fa tena malahelo be izy ireo.