plt_tn/jer/15/10.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
amin'ity andininy ity, i Jeremia dia miresaka momban'ny fijaliany amin'i Yaveh, ary namaly azy Yaveh.
# Loza ho ahy, ry reniko!
Mody miresaka amin'ny reniny i Jeremia ho fampisehoana fa tena malahelo izy.
# lehilahin'ny adihevitra sy fandresen-dahatra
Ny teny "adihevitra" sy "fandresen-dahatra" dia mitovy ny dikany. Ireo no miaraka dia manamafy ny fifamalian'i Jeremia. DH: "lehilahy izay hifamalian'ny olona foana."
# ampindramina
mampindram-bola amin'ny olona
# Tsy hamonjy anao amin'ny tsara ve Aho?
Ny valin'io fanontaniana dia "eny". DH: "Hanavotra anareo amin'ny tsara tokoa Aho!"
# ireo fahavalonao
Ireo no fahavalon'i Jeremia izay tsy nanaiky ny faminaniany.
# amin'ny fotoan'ny loza sy fahoriana
Eto ny teny " loza" sy "fahoriana" dia mitovy ny dikany. Ireo no manamafy ny habetsaka na hamafin'ilay loza. DH: "amin'ny fotoan'ny fampahoriana lehibe."
# Mahapotika vy ve ny olona?
Ny valin'io dia "tsia". Ny vy dia misolo-toerana ny fitsarana hentitra an'Andriamanitra. DH: "Ny fitsarako dia tsy azo ivalozana, tahaka ny vy izay tsy afaka potehina"
# Indrindra fa ny vy avy any avaratra izay miharo varahina?
Ilay fanontaniana faharoa dia manamafy izay voalazan'ilay voalohany. DH: "na izany aza, ny fitsarako dia tahaka ny vy mahery"