plt_tn/jer/02/32.md

20 lines
890 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hanadino ny firavany ve ny virijiny, ary ny ampakarina ny voaliny?
Nanomboka nibedy ny vahoakany Yaveh tamin'ny fanadinoana Azy
# andro tsy hita isaina
"fotoana tena ela"
# Akory ny hatsaran'ny lalanao hitady fitia. Efa nampianatra ny lalanao tamin'ny vehivavy ratsy fanahy aza ianao.
Yaveh dia milaza fa ireo Israelita dia lasa tena mahay manaraka ireo andriamanitra sandoka ka mahavita manoro ny mpivarotena ny fomba ahitany mpanjifa
# Efa hita teny amin'ny akanjonao ny ràn'ny ain'izay tsy manan-tsiny, ny an'ny olona mahantra.
DH: "Ianao dia meloka tamin'ny famonoana ny olona mahantra sy tsy manan-tsiny, olona izay tsy nanao na inona na inona nandratra anao." Yaveh dia milaza fa ireo Israelita dia efa namono olona izay tsy nanao na inona na inona tamin'izy ireo.
# Tsy hita nanao asa fandrobana ireo olona ireo.
DH: "Ianao dia tsy nahatratra ireo olona ireo nangalatra"