plt_tn/jer/02/01.md

28 lines
601 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.
# tamiko
tamin'i Jeremia
# Mandehana ary manambarà amin'i Jerosalema
DH: "Mandehana ary miresaha amin'ny olona ao Jerosalema"
# Nahatsiaro ny anaranao
"ho an'ny tombotsoanao"
# tamin'ny fotoana nivadiantsika
"rehefa nifanaiky voalohany isika fa hivady," rehefa nitia azy ireo Israelita ary tsy nivadika taminy
# ilay tany izay tsy namafazana
DH: "ilay tany izay tsy nisy namafy" na "ilay tany izay tsy misy sakafo novolena"
# izany no fanambaran'i Yaveh."'
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.