forked from WA-Catalog/plt_tn
44 lines
1.4 KiB
Markdown
44 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Manohy milaza amin'ireo mpino Jiosy izay niparitaka momba ny fiainana amin'ny fifankatiavana i Jakoba ary mampatsiahy azy ireo mba tsy hiangatra amin'ireo olona mpanan-karena manoloana ireo rahalahy mahantra.
|
||
|
|
||
|
# Ry rahalahiko
|
||
|
|
||
|
Raisin'i Jakoba ho mpino Jiosy ireo mpamaky. DH: "Ry namako mpino" na "Ry rahalahiko sy anabaviko ao amin'i Kristy"
|
||
|
|
||
|
# mihazona ny finoana an'i Tompontsika Jesosy Kristy
|
||
|
|
||
|
Ny finoana an'i Jesosy Kristy dia raisina toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona iray hifikirana.
|
||
|
|
||
|
# Tompontsika Jesosy Kristy
|
||
|
|
||
|
Tafiditra ao anatin'io mpisolo-tena tampisaka "-tsika" io i Jakoba sy ireo namany mpino.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny fiangarana amin'ny olona sasany
|
||
|
|
||
|
faniriana hanampy ny olona sasany mihoatra noho ny hafa
|
||
|
|
||
|
# Ataovy hoe misy olona
|
||
|
|
||
|
Manomboka mamaritra toe-javatra izay mety hanomezan'ireo mpino haja ny mpanan-karena mihoatra noho ny olona mahantra i Jakoba.
|
||
|
|
||
|
# manao peratra volamena sy akanjo tsara
|
||
|
|
||
|
"miakanjo tahaka ny olona mpanefoefo"
|
||
|
|
||
|
# mitoera eto amin'ny toerana tsara
|
||
|
|
||
|
hipetraka eto amin'ity fitoeran'ny manan-kaja ity
|
||
|
|
||
|
# Mitsangàna ianao ery
|
||
|
|
||
|
mihisaka eny amin'ny toerana tsy manan-kaja
|
||
|
|
||
|
# Mipetraha eto an-tongotro
|
||
|
|
||
|
mifindra eny amin'ny toerana mietry
|
||
|
|
||
|
# moa tsy mifampitsara aminareo ianareo? Moa tsy lasa mpitsara amin'ny eritreri-dratsy ianareo?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana fampisainana i Jakoba mba hampianarana ary koa hibedesana ireo mpamaky. DH: "Mifampitsara eo aminareo ianareo ary lasa mpitsara manana fisainana ratsy"
|