forked from WA-Catalog/plt_tn
17 lines
694 B
Markdown
17 lines
694 B
Markdown
|
# Hoy izy hoe: "Nahoana ianao no manontany ny anarako?"
|
||
|
|
||
|
"Hoy izy hoe: 'Nahoana ianao no manontany mahakasika ny anarako ?"' Izany
|
||
|
fanontaniana fampisainana dia nanehoana fahatezerana, fibedesana ary mba hampisaina an'i Jakoba tamin'izay nitranga taminy sy ilay olona hafa izay vao avy nifampitolona taminy. DH: "Aza manontany ahy ny amin'izay anarako!"
|
||
|
|
||
|
# Peniela
|
||
|
|
||
|
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Peniela dia midika hoe 'ilay endrik'Andriamanitra.'''
|
||
|
|
||
|
# nifanatri-tava
|
||
|
|
||
|
Ny hoe "nifanatri-tava" dia midika hoe olona roa izay mifankahita akaiky (mifanakaiky).
|
||
|
|
||
|
# ary avotra ny aiko
|
||
|
|
||
|
Afaka atao izany hoe: DH: "eny nitsitsy ny aiko izy"
|