forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny "Izaho" dia manondro an'i Paoly.
|
||
|
|
||
|
# ho any Jerosalema aho, noteren'ny Fanahy Masina ka tsy mahalala izay hahazo ahy any
|
||
|
|
||
|
Izany dia miresaka momba ny Fanahy Masina izay nanery an'i Paoly ho any Jerosalema toy ny hoe nifatotra tamin'ilayy Fanahy Masina tahaka ny andevo izy. DH: "ny Fanahy Masina dia manery ahy hankany Jerosalema, ary tsy fantatro izay hitranga amiko"
|
||
|
|
||
|
# hampitandreman'ny Fanahy Masina ahy
|
||
|
|
||
|
"ny Fanahy Masina dia mampita izany fampitandremana izany tamiko"
|
||
|
|
||
|
# famatorana sy fijaliana izay miandry ahy
|
||
|
|
||
|
Eto ny "famatorana" dia milaza fa nosamborina i Paoly ary nogadraina. DH: "Nogadrain'ny olona aho ary nijaly"
|
||
|
|
||
|
# hahavita ny hazakazako sy ny asa fanompoko izay noraisiko avy amin'Jesosy Tompo aho
|
||
|
|
||
|
Izany dia miresaka momba ny "hazakazaka" sy ny "asa fanompoana" nataon'i Paul toy ny hoe zavatra entin'i Jesosy sy i Paoly. Eto ny "hazakazaka" sy ny "ministera" dia midika zavatra mitovy. Naverin'i Paoly izany ho fanamafisana. DH: "mba hahafahako hamita ny asa izay efa nandidian'i Jesosy ahy"
|
||
|
|
||
|
# hahavita ny hazakazako
|
||
|
|
||
|
Niresaka momba ny fanatanterahana ny asa izay nandidian'i Jesosy azy i Paoly ho toy ny hazakazaka.
|
||
|
|
||
|
# hanambara ny filazantsaran'ny fahasoavan' Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
"hitory vaovao tsara amin''ny olona momba ny fahasoavan'Andriamanitra." Izany no fanompoana nomen'i Paoly an'i Jesosy.
|