forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
727 B
Markdown
16 lines
727 B
Markdown
|
# Galio nanala azy ireo hiala teo amin'ny sezam-pitsarana
|
||
|
|
||
|
Eto ny "sezam-pitsarana" dia manondro ilay seza fipetrahan'i Galilio handraisany fanapaha-kevitra tao amin'ny fitsarana.
|
||
|
|
||
|
# nisambotra
|
||
|
|
||
|
DH: "olona maro no nisambotra" na "maro tamin'izy ireo no nisambotra"
|
||
|
|
||
|
# Ka nisambotra an'i Sostena izy rehetra, ny mpanapaka ny synagoga, ary nikapoka azy teo anoloan'ny toeram-pitsarana
|
||
|
|
||
|
Ireo azo handikana azy: "nikapoka ampahibe-maso an'i Sostena teo ampitsarana ireo Jentilisa satria izy no mpitarika izy dia mpitarika Jiosy" na "Azo hinoana ihany koa fa i Sostena dia mino an'i Kristy, ka ireo Jiosy dia nikapoka azy teo amin'ny fitsaran.,
|
||
|
|
||
|
# Sostena
|
||
|
|
||
|
I "sostena"dia Jiosy izay mpanapaka tao amin'ny Synagogue tao Korinto.
|