xmw_rom_text_ulb/15/30.txt

1 line
535 B
Plaintext

\v 30 Avaizo mampirisiky areo zaho, ry rahalahy, amin'ny Jesôsy Kristy Tompontsika, ndraiky fitiavan'ny Fagnahy, mbô hiaraka hiady aminaha areo amin'ny vavaka atanareo amin-Jagnahary aminaha. \v 31 Mivavaha mbô ho voahavotro amin'reo zay tsy mankatô agny Jodia zaho, ary mbô hikehin'reo zay tsy mankatô agny Jodia zaho, ary mbô ho kehin-jareo mpino ny fanompoako ho an'i Jerosalema. \v 32 MIvavaha mbô hiaviako aminareo amin'ny haravoagna amin'ny sitrapôn-Jagnahary, ary mbô hahafahako, mahita fitsaharagna, miaraka aminareo.