xmw_rom_text_ulb/15/17.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 17 Amin-jany ny haravoagna naha dia ao amin'i Kristy Jesôsy ndraiky reo rahan-Jagnahary. \v 18 Fao tsy ho sahy hikoragna na ino na ino koa tsy reo raha haifan'i Kristy tamin'ny alalako ho an'ny fankatoavan'reo Jentilisa Zaho. Reo raha reo dia vita tamin'ny volagna ndraiky asa, \v 19 tamin'ny ngôvon'reo famantaragna sy fahagagagna, ary tamin'ny ngôvon'ny Fagnahy Masigny. Zany dia mbô avy agny Jerosalema, sy lavidavitry mitôvy an'Ilyrikioma, no hahafahako magnatantairaka ny vaovaomaharavoravon'i Kristy.