\v 23 Anao zay ravo miraiharaiha ao amin'ny lalàgna, magnalabaraka an-Jagnahary moa anao amin'io fandikanao ny lalàgna io? \v 24 Fa "ny agnaran-Jagnahary dia afa afa-baraka teo amin-jareo Jetilisa nohony areo" araka zay afa voasoratra.