xmw_rom_text_ulb/16/01.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 1 Ankigniky aminareo i Foibe rokivavintsika' zay mpanompon'ny fiangonagna agny Kenkrea,\v 2 mbo handraisanareo azy akao amin'ny Tompo. Tsabo zany amin'ny fomba magnaiva areo mpino, ary magnatraiha amin'ny zay olagna mety hilany ny fagnampiagnanareo. Fao izy vôkany foagna koa dia nanjary mpagnampy ny maro, ary ny haigninaha foagna koa.