xmw_rom_text_ulb/15/28.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 28 Ami-jany, koafa nitsaboky zao asa zao ary nagnamafy fao hazon-jareo ny vokatra zay nangonigny, dia ho agny Espaina zaho aveo hitsidiky areo amin'ny lalagna naha. \v 29 Haiko fao koafa mandaiha aminareo zaho dia hiditry amin'ny fahifinoan'i Kristy.