xmw_rom_text_ulb/14/14.txt

1 line
371 B
Plaintext

'\v 14Mahay zaho ave resy lahatra akao amin' ny Tômpo Jesosy, fao tsy misy tsy madio amin' ny aigniny. Fao hoany lehy malaka na ino na ino ho tsy madio, dia tsy madio zany ho azy.\v 15 Satria raha malahelo nohon' ny amin'ny hanigny ny rahalahinao, dia tsy mandaiha am-pitiagna aky ana. Aza aratigny nohon' ny amin'ny hanigniareo reo zay nahafoizan'ny Kristy ny aigniny.