xmw_rom_text_ulb/14/07.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 7Fao tsisy miaigny ho an'ny haigniny atsika, avakeo tsisy maty ho an'ny haigniny. \v 8 Fao izy koa miaigny atsika, dia miaigny ho an'ny Tômpo. Araka zany na velogno atsika na maty, dia nihin'ny Tômpo. \v 9 Fao amin-jany antony zany no nahafataisan'i Kristy aveo nahavilômany ndraiky, mbô hahatonga Azy ho salakady Tômpon'ny maty sady Tômpo'ny velogno.