xmw_rom_text_ulb/11/33.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 33 Zahao, halalignan'ny reo hariagnan'ny fahendrena ndraiky fahaizan-Jagnahary! Tsy takatry ny saigny reo fitsaragnanazy, ary reo lalany dia tsy hay refesigny! \v 34 'Fao zôvy moa nahay ny fandinihany Tompo na zôvy no hanjary mpanolo-tsaigny Azy?