xmw_rom_text_ulb/11/28.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 28 Amin'ny lafiny araiky mahakasiky ny vaovao mhafaly, dia fahavalo zareo nohon'ny aminareo. Amin'ny lafiny araiky hafa araka ny safidin-Jagnahary, dia tigna zareo noho reo razagna.\v 29 Fao reo fagnomaizagna ndraiky antson-Jagnahary dia tsy miôva.