xmw_rom_text_ulb/08/28.txt

1 line
651 B
Plaintext

\v 28 Haintsika fa reo lehy tia Zagnahary, dia miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara aby ny raha jiaby, ([Fanamariahagna: Raha tôkony hoe " Miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara aby ny raha jiaby," dia dikan-tsoratra sasany talôha magnano hoe: "Ny raha jiaby dia miara-miasa amin'ny raha tsara."]) ho an'ny reo lehy voahantso araka ny fandaharany.\v 29 Satria reo lehy hainy talôha, dia nirahiny talôha koa mbô hitôvy bika amin'ny Zanany, mbô ho talagnôlo akeo agnivon'ny rahalahy fôntry izy. Reo lehy nirahiny nanampôgno, dia nantsôviny koa. \v 30 Reo lehy nantsôvony, dia namarigniny koa. Reo lehy namarigniny, dia namiany vogninahitry koa.