xmw_rom_text_ulb/06/22.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 22 Fao avaïzo koafa nalagna tamin'ny ota areo aveo nanjary mpanompon-Jagnahary, dia mahazo ny fahamasinagna. Ny vokatra dia ny fiainagna barokodontany.\v 23 Fao ny valin'ny ota dia fahafataisagna, fao ny fagnomaizan-Jagnahary ndraiky dia ny fiainagna barokodontany ao amin'i Kristy Jesôsy Tompontsika.