xmw_rom_text_ulb/06/19.txt

1 line
485 B
Plaintext

\v 19 Mivolagna tôrotro ny ologno zaho noho ny fahalemen'ny nôotronareo. Satria vantany vao nanôlotro ny rantsam-batagnareo ho andevon'ny fahalotoagna ndraiky ny ratsy areo, dia tôrotro zany koa zao, atolôry ho amin'ny fahamasinagna ny rantsam-batagnareo. \v 20 Fao mbala are andevon,ny ota, dia afaka tamin'ny fahamarinagna. \v 21 Amin-jeo, ino ary ny vokatra azonareo tamin'ny regny raha zay mahamaingatra areo avaïzo? Satria ny vokatr'iregny raha regny dia ny fahafataisagna.