xmw_rom_text_ulb/05/16.txt

1 line
611 B
Plaintext

\v 16 Fan ny fgnomaizagna dia tsy karaha ny vokatra avy amin'ny lehy araiky zay nanota. Fao amin'ny lafiny araiky, tonga ny fitsaragna ho fagnamelohagna nohon'ny fahadisoagnan'ny ôlogno araiky. Fao amin'ny lafiny araiky hafa, ny fagnomaizagna miafara amin'ny fagnamarinagna dia tonga tafaran'ny fahadisoagna maro. \v 17 Fao raha, tamin'ny alaln'ny fahadisoagnan'ny araiky, no hanjakan'ny fahafataisagna amin'ny araiky, dia mihotra lavitry noho zany ny hanjakan-jareo zay man malaka ny hagidasan'ny fahasoavagna ndariky fagnomiazagna ny fahamarinagna amin'ny alalan'ny fiainagna lehy araiky, dia Jesôsy Kristy.