xmw_rom_text_ulb/05/12.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 12 Noho zany aveo, mitôvy ny idiran'ny ota tamin'ôlogno araiky tamin'izao tontolo izao, dia mitôvy zany koa no nidiran'ny fahafataisagna tamin'ny alalan'ny ota. Ary ny fahafataisagna dia nahazo tamin'ny ôlogno jiaby, satria samby nanota aby jiaby. \v 13 Nandra-pisiany lalàgna, dia teto amin'izao tontolo izao ny ota, fa tsisy fagnisahan-keloka koafa tsisy lalàgna.