xmw_rom_text_ulb/05/01.txt

1 line
418 B
Plaintext

\c 5 \v 1 Satria nohamarinigny tamin'ny finoagna atsika, dia managna fiadanagna miaraka amin-Jagnahary amin'ny alalan'ny Tompontsika Jesôsy kristy. \v 2 Amin'ny alalany fogna no anagnantsika lalagna amin'ny finoagna mandaiha amin'ny zany fahasoavagna zay ijoroantsika zany. Miravoravo amin'ny fahatokiagna amen-Jagnahary zahay amin'ny ho avy zahay, fahatokiagna zay ho zaraintsika ao amin'ny voninahitr' i Zagnahary.