xmw_rom_text_ulb/04/16.txt

1 line
542 B
Plaintext

\v 16Noho zany antony zany dia miboaka amin'ny finoagna zany, mbô hibidôhan'ny fampagnantainagna amin'ny fahasoavagna avakeo ho azo antoko amin'ny reo tamingan'i Abrahama jiaby tsy ho an'ny reo lehy ambanin'ny lalàgna fôgna, fa ho an'ny reo lehy mirasa ny finoagnan'i Abrahama koa. Babantsika jiaby izy, \v 17araka voasôratra hoe: "Nitsaboiky ho baban'ny firenena fôntry anao." Teo amin'ny fagnatraihagnan'Ilay nitokiany Abrahama, dia, Zagnahary zany, lehy nagnamia fiainagna reo maty aveo nagnantso reo raha tsy mboala misy mbô hisy