xmw_rom_text_ulb/02/28.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 28 Fa izy dia tsy jiosy amin'ny bika ivailany fogna; na amin'ny famoràgna zay miboaka amin'ny bika ivailan'ny nôfotro fogna. \v 29 Fa izy dia jiosy ao agnaty, ary ny famoràgna zay an'ny fô, ao amin'ny Fagnahy, fa tsy ao amin'ny saoratra. Ny fideragna ny ôlogno hotra zany dia tsy avy amin'ny ôlogno fa avy amin-Jagnahary.