xmw_rom_text_ulb/01/18.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 18 Fa ny fahatezairain-Jagnahary dia naboaka avy agny andangitry manohitry ny haratsiam-pagnahy ndraiky ny tsy fahamarinan'ôlogno, zay manakagna ny fahamarinagna amin'ny alalan'ny tsy fahamarinagna. \v 19 Zany dia satria zay hay mikasiky Zagnahary dia hitan-jareo maso. Fao nazavain-Jagnahary zareo.