xmw_rom_text_ulb/01/08.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 8 Voalohany, isaorako ny Zagnahariko amin'ny alalan'ny Jesôsy Kristy noho ny aminareo jiaby, satria ny finoagnanareo dia afa nambara magairagna izao tyontolo izao. \v 9 Fao Zagnahary no vavolombelogno naha, zay tompóko ao amin'ny fagnahinaha ao amin'ny vaovao maharavoravon'ny Zanany, fao tsy mijanogno mikoragna areo Aminy Zaho. \v 10 Mangataka fogna zaho amin'ny vavaka tsabóky ny mbô ahombiazako amin'ny fomba jiaby araka ny sitrapon-Jagnahary mbô ho tonga aminareo.