\v 1Kay na ino ave zany tombon-tsoa anagnan'ny Jiosy? Avakeo ino moa tombo-tsoan'ny famoràgna? \v 2Tsara zany amin'ny fomba jiaby. Voanalohany, reo Jiosy dia nagankignagna ny fagnambaragna avy amin-jagnahary.