Tue Oct 22 2019 17:07:11 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 17:07:12 -04:00
parent ac98da74f4
commit e28ee92fff
2 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Naifa na zany aby, ny fahafataisagna dia nanjaka nanomboka tamin'i adama kay hatramin'i Mosesy, na dia teo amin-jareo zay tsy nanota mitôvy ny tsy fankatoavan'i adama aby, zay kandindagna lehy hoavy. Naifa na zany aby, ny fanomaizagna dia tsy mitôvy ny fahadisoagna. Fa raha tamin'ny alalan'ny fahadisoagnan'ny araiky no nahhafaty ny maro, dia mihoatra lavitry no natan'ny fahasoavan-Jagnahary ndraiky fagnomiazagna avy amin'ny fahasoavan'ny lehy ôlogno araiky, Jesôsy Kristy, namiagna be ho an'ny maro.
\v 14 Naifa na zany aby, ny fahafataisagna dia nanjaka nanomboka tamin'i adama kay hatramin'i Mosesy, na dia teo amin-jareo zay tsy nanota mitôvy ny tsy fankatoavan'i adama aby, zay kandindagna lehy hoavy. \v 15 Naifa na zany aby, ny fanomaizagna dia tsy mitôvy ny fahadisoagna. Fa raha tamin'ny alalan'ny fahadisoagnan'ny araiky no nahafaty ny maro, dia mihoatra lavitry no natan'ny fahasoavan-Jagnahary ndraiky fagnomiazagna avy amin'ny fahasoavan'ny lehy ôlogno araiky, Jesôsy Kristy, namiagna be ho an'ny maro.

View File

@ -52,6 +52,7 @@
"05-03",
"05-08",
"05-10",
"05-12"
"05-12",
"05-14"
]
}