Sun Nov 17 2019 18:01:11 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 18:01:12 -08:00
commit d68b3dcd6d
30 changed files with 65 additions and 2 deletions

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nohon'ny zany dia tsy misy fagnameloahagna aky avaizo ho an'ny reo lehy akao amin'i Kristy Jesôsy.\v 2 Fa ny fitsipikin'ny fagnahin'ny fiainagna akao amin'i Jesôsy Kristy no nagnavotro zaho tamin'ny fitsipikin'ny fahotagna ndraiky fahafataisagna.

1
08/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa lehy tsy afaka nataon'ny lalàgna nohon'ny fahalemen'ny zany tamin'ny nôfotro, dia natan-Jagnahary. Nagnandaifa ny zanany lalahy araiky Izy tamin'ny endriky ny nôfotro rakotro fahotagna mbô ho fagnatitry ho an'ny ota, ary nagnameloko ny ota tao tao agnatan'ny nôfotro izy. \v 4 Natany zany mbô hahatonga ny raha takin'ny lalàgna, atsika lehy mandaiha tsy araka ny nôfotro, fa araka ny fagnaha.\v 5 Zareo lehy miaigny araka ny nôfotro dia mihorigny amin'ny reo raha ny vatagna, fa reo lehy velogno araka ny Fagnahy dia mihorigny amin'ny reo zavatry ny Fagnahy.

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Satria ny fandiniahagna mifôtotro amin'ny nôfotro dia fahafataisagna, fa ny fandiniahagna mifôtotro amin'ny Fagnahy ndraiky dia fahavilômagna avakeo fiadanagna.\v 7 Ny fandiniahagna mifôtotro amin'ny nôfotro dia fandrafiagna akeo ankilan-Jagnahary, fa tsy mifagnaraka amin'ny lalàgnan-Jagnahary zany.\v 8 Reo lehy akao amin'ny nôfotro dia tsy afaka ny hikehin-Jagnahary.

1
08/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Kanaifa, areo dia tsy akao amin'ny nôfotro fa akao amin'ny Fagnahy, izy koa marigny ady fa mihaigny akao aminareo ny Fagnahin-Jagnahary. Fa izy koa misy ôlogno tsy managna ny Fagnahin'i Kristy, dia tsy Azy izy.\v 10 Izy koa akao aminareo ady Kristy, dia maty nohon'ny fahotagna ny vatagna, fa ny fagnahy dia velogno nohon'ny fahamarinagna

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Izy koa ny Fagnahin'ny lehy nampitsangagna Jesôsy tamin'ny maty ady velogno akao aminareo, dia Izy lehy nagnatsangagna Kristy tamin'ny maty no hagnamia fiaignagna koa ho an'ny haigninareo lehy manjary maty amin'ny Fagnahy, lehy velogno akao aminareo.

1
08/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Kay noho zany, ry rahalahy, dia mpitrôsa atsika, fa tsy akao amin'ny nôfotro mbô hiaigny araka ny nôfotro. \v 13 Fa izy koa mihaigny araka ny nôfotro areo, dia hofoaty, fa izy koa amin'ny Fagnahy lehy amononareo ny asam-batagna, dia ho velogno areo.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa karaha reo jiaby voatariky ny Totrin-Jagnahary, zareo no zanaka Zagnahary .\v 15 Fa tsy nangala ny fagnahin'ny fagnabotoagna koa areo kay hatahotro. Fa naifa, nangala ny Totrin'ny fagnatsanganan-taminga areo, lehy hantsôntsôvintsika hoe: "Aba, oa Baba!"

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ny Fagnahy no taigna tomoa amin'ny totrintsika fa zana-Jagnahary atsika. \v 17 Izy koa zanaka ady atsika, dia mpamdôva koa, mpandôva an-Jagnahary. Avakeo lôva araiky akao amin'i Kristy atsika, izy koa taigna sahiragna miaraka Aminazy tatôboeny atsika dia amiagna vogninahitry miaraka amin'Azy koa.

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa koragniky fa reo fijaliagna amin-jeo fotoagna zeo io dia tsy magnaiva ampitovigny amin'ny vogninahitry lehy haboaka amintsika. \v 19 Fa ny voahary jiaby lehy magnantaigna fatatra dia mandigny ny fagnaboahagna reo zana-Jagnahary.

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa ny voahary dia natao ho raha tsisy dikany, tsy nohon'ny sitrapônazy manôkagna, fa noho lehy nagnano zany. Zany dia akao amin'ny toky namiagna\v 21 fa reo voahary no taigna ho alagna amin'ny fagnabotoagnan'ny fahalòvagna, avakeo hinday akagny amin'ny fahafahagna ny amin'ny vogninahitry ny zana-Jagnahary zany.\v 22 Fa haintsika fa ny voahary jiaby dia miara-miaimbe sindraiky miara-miasa akao agnatin'ny fanaintainagna na amin-jeo aby.

1
08/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Tsy zany fogna, fa na ny haignintsika aby, lehy managna ny voalôham-bôkatra ny Fagnahy na ny haignintsika aby dia miaimbe akao agnatintsika, mandigny ny fampitsanganagna atsika mbô ho zanaka, dia ny fagnavôtagna ny haignintsika. \v 24 Fa tamin-jany taigna zany no nagnavôtagna atsika. Fa lehy atokisantsika fa hiboaka dia mboala tsy hita, fa zôvy no mandigny amin'ny fahatokiagna lehy afa hitany? \v 25 Fa izy koa matoky amin'ny raha mboala tsary hitantsika atsika, dia mandigny zany amin'ny fahendriagna.

1
08/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Karaha zany koa, ny Totry dia magnampy akao amin'ny fahalemiantsika. Fa atsika tsy mahay lehy vavaka tôkony atantsika, fa ny Totry no taigna mitsôtro atsika amin'ny fisentoagna tsy hay koaragnigny.\v 27 Izy lehy mandiniky ny fô no mahay ny hevitry ny Totry, satria Izy no mitrôtro ho an'ny mpankatô araka ny sitrapôn-Jagnahary.

1
08/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Haintsika fa reo lehy tia Zagnahary, dia miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara aby ny raha jiaby, ([Fanamariahagna: Raha tôkony hoe " Miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara aby ny raha jiaby," dia dikan-tsoratra sasany talôha magnano hoe: "Ny raha jiaby dia miara-miasa amin'ny raha tsara."]) ho an'ny reo lehy voahantso araka ny fandaharany.\v 29 Satria reo lehy hainy talôha, dia nirahiny talôha koa mbô hitôvy bika amin'ny Zanany, mbô ho talagnôlo akeo agnivon'ny rahalahy fôntry izy. Reo lehy nirahiny nanampôgno, dia nantsôviny koa. \v 30 Reo lehy nantsôvony, dia namarigniny koa. Reo lehy namarigniny, dia namiany vogninahitry koa.

1
08/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Ino àry raha tôkony hikoragnintsika mikasiky reo raha reo? Izy koa mikarakara atsika ady Zagnahary, zôvy moa mahadigny atsika?\v 32 Izy lehy tsy namalavala ny Zanany lalahy tôkagna fa nagnamia Azy ho antsika jiaby, ahoana moa tsy hagnamiazany atsika maimaimpoagna miaraka Aminazy ny raha jiaby koa?

1
08/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Zôvy moa hinday fagnambaragna hamaly reo ôlom-boafidin-Jagnahary? Zagnahary no lehy araiky magnamarigny zany. \v 34 Zôvy lehy araiky hagnameloko? Kristy no lehy araiky maty ho antsika, avakeo lômbolômbon'ny zany, nampitsanganigny koa Izy. Manapaka miaraka amin-Jagnahary akeo amin'ny fantairam-bogninahitry Izy, avakeo Izy lehy mitsôtro ho antsika.

1
08/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Zôvy moa hampisaraka atsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriagna, sa fijaliagna,sa fagnindriagna, sa tihinagna, sa tsy fanagnan-damba, sa loza, sa sabata? \v 36 Araka ny voasôratra hoe: "Avy aminao fogna namonoagna zahay lava andro tô. Nalaigny karaha ondry hivonoigny zahay."

1
08/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Akao agnatin'ny zany raha jiaby zany dia ambonimbonin'ny mpandresy zahay amin'ny alalan'ny lehy araiky tia zahay.\v 38 Fa resy lahatra zaho fa na ny fahafataisagna, na ny fiaignagna, na reo anjely, na reo fanjakagna, na reo raha avaizo, na reo raha ho tonga, na reo ngôvo,\v 39 na ny hambo, na ny laligny, na zavaboary sasany, dia tsy tafisaraka atsika amin'ny fitiavan-Jagnahary, lehy akao amin'i Kristy Jesôsy Tômpontsika.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Mangataka areo zaho noho zany, ry rahalahy, noho reo famindrampôn-Jagnahary, mbô hagnamia ny haigninareo ho hofagna velogno, masigny, kehin-Jagnahary. Zany no fanompoanareo araka ny tôkony ho izy. \v 2 Aza mitôvy amin'ny tany jiaby, fa magnovoa amin'ny fagnavaozagna ny saigninareo. Atôvo tô mbô ho hahaizanareo raha tsara, azo kehigny, ary ny sitrapô lafa-Jagnahary.

1
12/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa koragniky, nohon'ny fahasoavagna lehy namiagna zaho, ny tsy tôkony hanagnan'ôlogno jiaby zay akeo aminareo menimeny hagnampiakatra ny haignianazy mihoatra lehy tôkony ho minimineny. Fa naifa, tôkony handiniky am-pahendriagna zareo, karaha ny nagnamiazan-Jagnahary fatatra finoagna ny tsiaraikiaraiky aby.

1
12/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa managna rantsagna fôntry amin'ny haignintsika atsika, kanaifa tsy mitôvy aby ny asan'ny reo rantsagna reo.\v 5 Mitôvy amin-jany, atsika lehy fôntry be tô dia vatagna araiky fogna akao amin'i Kristy, ary rantsagna manokagna amin'ny tsiaraikiaraiky.

1
12/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Managna fagnamiazam-pahasoavagna sambisany aby atsika araka ny fahasoavagna lehy namiagna atsika.Izy koa faminaniagna no fagnamiazam-pahasoavan'ny araiky, dia tôkony hatao araka ny hagidazam-pinoagnany.\v 7 Izy koa fanompoagna no fanomezam-pahasoavan'ny araiky, dia izy tôkony hanompo. Izy koa nisy araiky nahazo fanomezam-pahasoavagna hagnanatra, izy tôkony hagnanatra. \v 8 Raha fampaheraizagna no fagnamaizam-pahasoavan'ny araiky, izy tôkony hampahery. Raha magnamia no fagnamiazam-pahasoavan'ny araiky, izy tôkony hagnano zany amim-pahalala-tagnagna. Izy koa hitariky no fagnomiazam-pahasoavan'ny araiky, zany tôkony ho haifa amin'ny fitandraimagna. Izy koa hagnaboaka fangoraham-pô no fanomezam-pahasoavan'ny araiky, zany tôkony ho vita am-piravoravoagna.

1
12/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Aoka ny fitiavagna tsisy fihatsaram-bailatsihy. Aza tia raha ratsy; tano mafy leh tsara. \v 10 Izy koa mikasiky ny fitiavan'ny mpirahalahy, mifankatiava aminareo tsiaraikiaraiky aby. Raha ny mahakasiky ny fanomaizam-boninahitry, mifagnajà.

3
12/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
\v 11 Raha ny mahakasiky ny fikiriza, aza misalasala.
Raha mahakasiky ny Fagnahy, aoka hafana fô.
Mahakasiky ny Tômpo, tompoy Izy. \v 12 Miravoa akao amin'ny fahatokisagna zay hanagnanao mahakasiky ny ho avy. Maharaita amin'ny reo olagnao. Mivavaha fogna.\v 13 Mifandrasa amin'ny zay tadiavn' ny mpankatô. Mizahava fomba fôntry hampiantragnoagna ôlogno

1
12/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Misaora reo lehy magnindry anao; misaora ary aza magnozogno. \v 15 Miaraha ravoravo amin'ny reo zay ravoravo; miaraha-mitomoagny amin'ny reo zay mitomoagny. \v 16 Mitovia diniky amin'ny tsiaraikiaraiky. Aza misaigny amin'ny fomba miraiharaiha, fao keho reo ôlogno ambany. Aza mieritreritry ny haigninao ho misy fagnahy.

1
12/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Aza mamaly ratsy ny ratsy. Magnanôva raha tsara fôntry hitan'ôlogno jiaby.\v 18 Izy koa manajry, araka zay hazonao atao, mivavaha amin'ny ôlogno jiaby.

1
12/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Aza mamaly ratsy ny haigninareo, oa tiako, fao amia lalagna ny fahavigniragna Zagnahary. Fa afa voasôratra hoe: "'Ahy ny vali-faty; Zaho no hamaly,' hoy ny Tômpo." Izy koa tihinagna ny fahavalo, amiazo hanigny izy.\v 20 Izy koa tihigiaka izy, amiazo raha giahigny izy. Izy koa magnano zany anao, dia hamôrivôry vaimôtro akeo amin'ny talandohany." \v 21 Aza magneky resin'ny raha ratsy, fa reseo amin'ny tsara ny ratsy.

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 12

View File

@ -2,6 +2,7 @@
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
@ -9,3 +10,6 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 035332814a7570bf4f8a02b44b943e407b16646f
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 40f0f8e081ce9957cc8decec1bfc4894571105ef

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD104"
"MAD104",
"MAD106"
],
"finished_chunks": [
"01-01",
@ -154,6 +155,34 @@
"06-01",
"06-04",
"06-06",
"06-08"
"06-08",
"08-title",
"08-01",
"08-06",
"08-09",
"08-11",
"08-12",
"08-14",
"08-16",
"08-20",
"08-23",
"08-26",
"08-28",
"08-31",
"08-33",
"08-35",
"08-37",
"12-title",
"12-01",
"12-03",
"12-04",
"12-06",
"12-09",
"12-11",
"12-14",
"12-17",
"12-19",
"08-18",
"08-03"
]
}