From aebf446cb197615db3bf6573aa0b48d0fe5c8f4f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Wed, 23 Oct 2019 07:51:41 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 11/30.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/30.txt b/11/30.txt index 454a64c..a12782e 100644 --- a/11/30.txt +++ b/11/30.txt @@ -1 +1 @@ -Fao areo dia tsy nankatô an-Jagnahary fahaila, kanaifa avaïzo areo dia nangala ny famindram-pô nohon'ny tsy fankatoavan-jareo. Torôtro zany foagna koa, avaïzo reo Jiosy dia tsy nankatô. Ny vokany dia tamin'ny alalan'ny famindram-pô zay naboaka areo no mety hangalan-jareo famindram-pô indraiky koa avaïzo. Fao Zagnahary afa nagnidy ny ts \ No newline at end of file +\v 30 \v 31 \v 32 Fao areo dia tsy nankatô an-Jagnahary fahaila, kanaifa avaïzo areo dia nangala ny famindram-pô nohon'ny tsy fankatoavan-jareo. Torôtro zany foagna koa, avaïzo reo Jiosy dia tsy nankatô. Ny vokany dia tamin'ny alalan'ny famindram-pô zay naboaka areo no mety hangalan-jareo famindram-pô indraiky koa avaïzo. Fao Zagnahary afa nagnidy ny tsy fankatoavagna jiaby, mbo afahany hagnaboaka famindram-pô amin'ny jiaby. \ No newline at end of file