auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-23 08:36:45 -04:00 committed by root
parent aebf446cb1
commit aea5c615c4
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 \v 31 \v 32 Fao areo dia tsy nankatô an-Jagnahary fahaila, kanaifa avaïzo areo dia nangala ny famindram-pô nohon'ny tsy fankatoavan-jareo. Torôtro zany foagna koa, avaïzo reo Jiosy dia tsy nankatô. Ny vokany dia tamin'ny alalan'ny famindram-pô zay naboaka areo no mety hangalan-jareo famindram-pô indraiky koa avaïzo. Fao Zagnahary afa nagnidy ny tsy fankatoavagna jiaby, mbo afahany hagnaboaka famindram-pô amin'ny jiaby.
\v 32 Fao areo dia tsy nankatô an-Jagnahary fahaila, kanaifa avaïzo areo dia nangala ny famindram-pô nohon'ny tsy fankatoavan-jareo. \v 31 Torôtro zany foagna koa, avaïzo reo Jiosy dia tsy nankatô. Ny vokany dia tamin'ny alalan'ny famindram-pô zay naboaka areo no mety hangalan-jareo famindram-pô indraiky koa avaïzo. \v 30 Fao Zagnahary afa nagnidy ny tsy fankatoavagna jiaby, mbo afahany hagnaboaka famindram-pô amin'ny jiaby.

1
11/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zahao, hala