auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-23 02:22:29 -04:00 committed by root
parent 70094ea77b
commit 8cd6c5b81c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny voahary dia natao ho raha tsisy dikany, tsy nohon'ny sitrapônazy manôkagna, fa noho lehy nagnano zany. Zany dia akao amin'ny toky namiagna fa reo voahary no taigna ho alagna amin'ny fagnabotoagnan'ny fahalòvagna, avakeo hinday akagny amin'ny fahafahagna ny amin'ny vogninahitry ny zana-Jagnahary zany. Fa haintsika fa ny voahary jiaby dia miara-miaimbe ndraik
Fa ny voahary dia natao ho raha tsisy dikany, tsy nohon'ny sitrapônazy manôkagna, fa noho lehy nagnano zany. Zany dia akao amin'ny toky namiagna fa reo voahary no taigna ho alagna amin'ny fagnabotoagnan'ny fahalòvagna, avakeo hinday akagny amin'ny fahafahagna ny amin'ny vogninahitry ny zana-Jagnahary zany. Fa haintsika fa ny voahary jiaby dia miara-miaimbe ndraiky miara-miasa akao agnatin'ny fanaintainagna na amin-jeo aby.