Sun Nov 17 2019 18:43:46 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 18:43:47 -08:00
parent 0f21a6462e
commit 6de43f6d5a
7 changed files with 14 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 Fa Kristy no fahantantirahan'ny lalàgna ho fahamarignagna ho an'ny lehy mankantô jiaby. Fa Mosesy nanôratra mikasikan'ny fahamarignagna lehy avy amin'ny lalàgna hoe: "Ny ôlogno lehyb magnano ny fahamarignan'ny lalàgna dia hiaigny amin-jany fahamarignagna zany."
\v 4 Fa Kristy no fahantantirahan'ny lalàgna ho fahamarignagna ho an'ny lehy mankantô jiaby. \v 5 Fa Mosesy nanôratra mikasikan'ny fahamarignagna lehy avy amin'ny lalàgna hoe: "Ny ôlogno lehyb magnano ny fahamarignan'ny lalàgna dia hiaigny amin-jany fahamarignagna zany."

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny fahamarignagna lehy avy amin'ny finoagna dia mivôlagna: "Aza mivôlgns zao am-pô hoe: 'Zôvy no hiakatra agny andagnitry?' (Zany dia, mampirôrogno Kristy); avakeo aza mivôlagna hoe: 'Zôvy no hirôrogno agny amin'ny laligny?''' (Zany dia, mampiakatra an'i Kristy amin'ny maty).
\v 6 Fa ny fahamarignagna lehy avy amin'ny finoagna dia mivôlagna: "Aza mivôlgns zao am-pô hoe: 'Zôvy no hiakatra agny andagnitry?' (Zany dia, mampirôrogno Kristy); \v 7 avakeo aza mivôlagna hoe: 'Zôvy no hirôrogno agny amin'ny laligny?''' (Zany dia, mampiakatra an'i Kristy amin'ny maty).

View File

@ -1 +1 @@
Fa ino no volagniny zany? "Eo marikitry anao ny teny, akao am-bavanao avakeo akao am-pônao."zany no tenin'ny finoagna, lehy volagninay. Fa raha amin'ny vavanao no agnikiahanao an'ny Jesôsy ho Tômpo, avakeo magneky akao amin'ny fônao fa natsangan-jagnahary tamin'ny maty Izy, dia havôtagna anao. Fa amin'ny fô no agnikiahan'ôlogno ny fahamarignagna, avakeo amin'ny vava no agnikiahagna ny fagnavôtagna.
\v 8 Fa ino no volagniny zany? "Eo marikitry anao ny teny, akao am-bavanao avakeo akao am-pônao."zany no tenin'ny finoagna, lehy volagninay. \v 9 Fa raha amin'ny vavanao no agnikiahanao an'ny Jesôsy ho Tômpo, avakeo magneky akao amin'ny fônao fa natsangan-jagnahary tamin'ny maty Izy, dia havôtagna anao. \v 10 Fa amin'ny fô no agnikiahan'ôlogno ny fahamarignagna, avakeo amin'ny vava no agnikiahagna ny fagnavôtagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Fa tô raha volagniny soratra masigny: "Tsy ho maignatra lehy mankatô Azy jiaby." Fa tsisy fahasamihafagna akeo amin'ny Jiosy sindraiky Grika. Fa Tômpo araiky fogna no Tompon'ny jiaby, ary hariagnam-pasoavagna ho an'ny lehy magnantso Azy izy. Fa lehy jiaby magnantso ny agnaran'ny Tômpo no havôtagna.
\v 11 Fa tô raha volagniny soratra masigny: "Tsy ho maignatra lehy mankatô Azy jiaby." \v 12 Fa tsisy fahasamihafagna akeo amin'ny Jiosy sindraiky Grika. Fa Tômpo araiky fogna no Tompon'ny jiaby, ary hariagnam-pasoavagna ho an'ny lehy magnantso Azy izy. \v 13 Fa lehy jiaby magnantso ny agnaran'ny Tômpo no havôtagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Akôry ary no ahafahan-jareo magnantso Azy lehy tsy nikehiny? Akôry no ahafahan-jareo magneky Azy lehy tsy regnin-jareo? Akôry no ahafahan-jareo mitandregny raha tsisy mpagnambara, raha tsisy mpagniraka? Araka lehy voasôratra hoe: "Zahavo ny hatsaran'ny tongotro reo mivôlagna reo raha tsaran'ny vaovao maharavoravo!"
\v 14 Akôry ary no ahafahan-jareo magnantso Azy lehy tsy nikehiny? Akôry no ahafahan-jareo magneky Azy lehy tsy regnin-jareo? Akôry no ahafahan-jareo mitandregny raha tsisy mpagnambara, raha tsisy mpagniraka? \v 15 Araka lehy voasôratra hoe: "Zahavo ny hatsaran'ny tongotro reo mivôlagna reo raha tsaran'ny vaovao maharavoravo!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 Kanaifa tsy izy jiaby no nitandregny ny vaovao maharavoravo. Fa nivôlagna Isaia hoe: "Tômpo, zôvy no nankatô ny hafatray?" Noho zany ny finoagna dia avy amin'ny fitandrignaisagna, ary ny fitandrignaisagna avy amin'ny tenin'i Kristy.
\v 16 Kanaifa tsy izy jiaby no nitandregny ny vaovao maharavoravo. Fa nivôlagna Isaia hoe: "Tômpo, zôvy no nankatô ny hafatray?" \v 17 Noho zany ny finoagna dia avy amin'ny fitandrignaisagna, ary ny fitandrignaisagna avy amin'ny tenin'i Kristy.

View File

@ -166,6 +166,14 @@
"09-30",
"09-32",
"10-title",
"10-01",
"10-04",
"10-06",
"10-08",
"10-11",
"10-14",
"10-16",
"10-18",
"11-title",
"11-01",
"11-04",