auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-24 04:21:53 -04:00 committed by root
parent 984a5bf801
commit 6463a271f0
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20Aza aratigny nohon' ny amin' ny hanigny ny asan-Jagnahary. Madio marigny ny raha jiaby, fao ratsy hoan' ny ôlogno zay mihinagn' azy ave mahatonga azy ho tafintohigny. \v 21 Tsara ny tsy mihinan-kanina, na migiaka divaigny, na ny raha jiaby zay mety hanafintohigny ny rahalahinao
\v 20Aza aratigny nohon' ny amin' ny hanigny ny asan-Jagnahary. Madio tatôboe ny raha jiaby, fa ratsy hoan'ny ôlogno lehy mihinagn' azy ave mahatonga azy ho tafintohigny. \v 21 Tsara ny tsy mihinan-kanina, na migiaka divaigny, na ny raha jiaby zay mety hanafintohigny ny rahalahinao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Ny finoagna anagnanao, akajio aka aminao ndraiky Zagnahary. Sambatra zay tsy magnamelika ny aigniny amin' izay ikehiny. Zay misalasala die meloka raha mihinagna, satria tsy tamin' ny finoagna zany. Ave na ino na ino tsy avy amin' ny finoagna dia fahotagna.
\v 22Ny finoagna anagnanao, akajio aka aminao ndraiky Zagnahary. Sambatra lehy tsy magnamelika ny aigniny amin' izay ikehiny.\v 23 Zay misalasala die meloka raha mihinagna, satria tsy tamin' ny finoagna zany. Ave na ino na ino tsy avy amin' ny finoagna dia fahotagna.