diff --git a/10/11.txt b/10/11.txt index 5043f00..9e2c92a 100644 --- a/10/11.txt +++ b/10/11.txt @@ -1 +1 @@ -Fa tô raha volagniny soratra masigny: "Tsy ho maignatra lehy mankatô Azy jiaby." Fa tsisy fahasamihafagna akeo amin'ny Jiosy sindraiky Grika. Fa Tômpo araiky fogna no Tompon'ny jiaby, ary hariagnam-pasoavagna ho an'ny lehy magnantso Azy izy. Fa lehy jiaby magnantso ny agnaran'ny Tômpo no havôtagna. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 \v 13 Fa tô raha volagniny soratra masigny: "Tsy ho maignatra lehy mankatô Azy jiaby." Fa tsisy fahasamihafagna akeo amin'ny Jiosy sindraiky Grika. Fa Tômpo araiky fogna no Tompon'ny jiaby, ary hariagnam-pasoavagna ho an'ny lehy magnantso Azy izy. Fa lehy jiaby magnantso ny agnaran'ny Tômpo no havôtagna. \ No newline at end of file diff --git a/10/14.txt b/10/14.txt index 978c832..1a60318 100644 --- a/10/14.txt +++ b/10/14.txt @@ -1 +1 @@ -Akôry ary no ahafahan-jareo magnantso Azy lehy tsy nikehiny? Akôry no ahafahan-jareo magneky Azy lehy tsy regnin-jareo? Akôry no ahafahan-jareo mitandregny raha tsisy mpagnambara, raha tsisy mpagniraka? Araka lehy voasôratra hoe: "Zahavo ny hatsaran'ny tongotro reo mivôlagna reo raha tsaran'ny vaovao maharavoravo!" \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 Akôry ary no ahafahan-jareo magnantso Azy lehy tsy nikehiny? Akôry no ahafahan-jareo magneky Azy lehy tsy regnin-jareo? Akôry no ahafahan-jareo mitandregny raha tsisy mpagnambara, raha tsisy mpagniraka? Araka lehy voasôratra hoe: "Zahavo ny hatsaran'ny tongotro reo mivôlagna reo raha tsaran'ny vaovao maharavoravo!" \ No newline at end of file diff --git a/10/16.txt b/10/16.txt index 42ff3b6..9456553 100644 --- a/10/16.txt +++ b/10/16.txt @@ -1 +1 @@ -Kanaifa tsy izy jiaby no nitandregny ny vaovao maharavoravo. Fa nivôlagna Isaia hoe: "Tômpo, zôvy no nankatô ny hafatray?" Noho zany ny finoagna dia avy amin'ny fitandrignaisagna, ary ny fitandrignaisagna avy amin'ny tenin'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 16 \v 17 Kanaifa tsy izy jiaby no nitandregny ny vaovao maharavoravo. Fa nivôlagna Isaia hoe: "Tômpo, zôvy no nankatô ny hafatray?" Noho zany ny finoagna dia avy amin'ny fitandrignaisagna, ary ny fitandrignaisagna avy amin'ny tenin'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/10/18.txt b/10/18.txt index ffdb983..5b2ba03 100644 --- a/10/18.txt +++ b/10/18.txt @@ -1 +1 @@ -Fa nivôlagna zaho hoe: "Kay tsisy nitandregny moa zareo?" Ia, taigna marigny. "Ny feon-jareo dia afa niboaka magnairan-tany, avakeo ny tenin-jareo bariky amin'ny farany tany tô.” \ No newline at end of file +\v 18 Fa nivôlagna zaho hoe: "Kay tsisy nitandregny moa zareo?" Ia, taigna marigny. "Ny feon-jareo dia afa niboaka magnairan-tany, avakeo ny tenin-jareo bariky amin'ny farany tany tô.” \ No newline at end of file diff --git a/10/19.txt b/10/19.txt index ad34595..b34c973 100644 --- a/10/19.txt +++ b/10/19.txt @@ -1 +1 @@ -Ankoatrany zay, nivôlagna zaho hoe: "Kay tsy nahaymoa Israely?" Tamin'ny voanaloahany Mosesy nagnambara hoe: "Hatako sarôtony amin'ny lehy tsy firenena akory areo." Amin'ny firenena lehy tsisy fahaizagna, hatako homby amin'ny fahavigniragna areo. \ No newline at end of file +\v 19 Ankoatrany zay, nivôlagna zaho hoe: "Kay tsy nahaymoa Israely?" Tamin'ny voanaloahany Mosesy nagnambara hoe: "Hatako sarôtony amin'ny lehy tsy firenena akory areo." Amin'ny firenena lehy tsisy fahaizagna, hatako homby amin'ny fahavigniragna areo. \ No newline at end of file