auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-23 02:22:29 -04:00 committed by root
parent b4d3f7ae6a
commit 189a3c58fb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Akao agnatin'ny zany raha jiaby zany dia ambonimbonin'ny mpandresy zahay amin'ny alalan'ny lehy araiky tia zahay. F a resy lahatra zaho fa na ny fahafataisagna, na ny fiaignagna, na reo anjely, na reo fanjakagna, na reo raha avaizo, na reo raha ho tonga, na reo ngôvo, na ny
Akao agnatin'ny zany raha jiaby zany dia ambonimbonin'ny mpandresy zahay amin'ny alalan'ny lehy araiky tia zahay. F a resy lahatra zaho fa na ny fahafataisagna, na ny fiaignagna, na reo anjely, na reo fanjakagna, na reo raha avaizo, na reo raha ho tonga, na reo ngôvo, na ny hambo, na ny laligny, na zavaboary sasany, dia tsy tafisaraka atsika amin'ny fitiavan-Jagnahary, lehy akao amin'i Kristy